Dikan'ny teny : lokanady
Hampiditra dikany hafa
a.: Dina na fanekena nifanaovan'ny miaramila hiady na hiantafika fahizay. (Anisan'ny lokanady nalaza fahiny ilay fepetra iray mitaky "ny fandoram-belona izay miamboho lehilahy", izany hoe miverina ilalana mandositxa ny fahavalo; azo heverina fa hatramin'izay no nahatonga ny fitenenana hoe "aleo mandroso ho faty toy izay miverin-ko may").
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha