Dikan'ny teny : lietnà-kolonely
Hampiditra dikany hafa
(fr, lieutenant-colonel) a,: Manamboninahitra amin'ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin'ny Komandà ary ambanin'ny Kolonely; mitovy fahamboniana amin'ny Capitaine de frégate amin'ny tafika an-dranomasina (jer. Grady).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha