Dikan'ny teny : lietnà
Hampiditra dikany hafa
(fr, lieutenant) a,: Manamboninahitra amin'ny foloalindahy an-tanety sY ana habakabaka,ambonin'ny Solletnà ary ambanin'ny Kapiteny, mitovy fahamboniana amin'ny Enseigne de vais-seau kilasy voalohany amin' ny tafika an-dranomasina (jer. Grady).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha