Dikan'ny teny : lerana
Hampiditra dikany hafa
(letra) mt. pdr. (lero): Asiana, ampidirana an-keriny: Nolerany totohondry ny takibako. • mt. ih.: Hanina betsaka mova tsy isesefana: Lero daholo io vary io fa izaho tsy hikasika na eran'ny uauako axa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha