Dikan'ny teny : lenoka
Hampiditra dikany hafa
sy Lenodenoka (Lena-ka) p, t.: Mandimandina sy vaventiventy sady mavamavana no midokadoka fatratra (ravin-javamaniry). - t.i.f.: Milenodenoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha