Dikan'ny teny : lejo

Hampiditra dikany hafa
1. sy Lejolejo ((ejo) ft: La-va manify. - t.i.f: Milejolejo, filejolejo, mpilejolejo / ilejolejoana, filejolejoana I mahalejolejo. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. a.: Ny lafy fahatelo manatrika ny zoro mahitsy amin'ny telolafy mahitsizoro: Ny lejo atao toradroa dia mira amin'ny fitambaran'ny lafy roa hafa samy atao toradroa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0066