Dikan'ny teny : lefo
Hampiditra dikany hafa
na Lefolefo ft.: Filezolezo toy ny ho tapaka; tsy fahenjanana; fahalefadefabana. 6 t.if.: Alefolefo, lefolefoina j malefolefo / milefolefo, filefolefo, mpilefolefo / ilefolefoana, filefolefoana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha