Dikan'ny teny : lavenona
Hampiditra dikany hafa
a.: Vovobovokamalemy manjamanja sisa mijanona avy amin'ny kitay nirehitra ka tsy tonga arina: Tsara hatao zezika ny lavenona. i t.i.f.: Mandavenona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha