Dikan'ny teny : lambanana
Hampiditra dikany hafa
1.
(lambana) mt.ih. (lambano): Temerina tsfhy; asiana peta-kazo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(lambana) mt. ih. (lambano): Atao am-pehezana
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
3.
a: Ny sakan'ny lamba: Be lambanana it? lamba it? izany. • Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf o (izay misy manao koa hoe lambana, fa ny heno matetika indrindra dia ny hoe fandambanan a).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha