Dikan'ny teny : lako
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Miadana fa tsy mamindra haingana; tsy mifanizina (rary na tenona); tsy mafy (randran-bolo). i ti.f.: Lakoina 1 malako / milako 1 lakolako.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha