Dikan'ny teny : lakampiara

Hampiditra dikany hafa
a.: Lakana lehibe misy fanarenana azy raha & tongilan'ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomarina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0077