Dikan'ny teny : lahoina

Hampiditra dikany hafa
Madiva ho faty, mby efa ho faty, ambavahoana. • hi.: Vizana aoka izany, trotraka izaitsizy: Aoka izany ny fifanosehana ao anaty fiarambahoaka: lahoina ianao van tafauoaka rehefa hidina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0177