Dikan'ny teny : lahaly

Hampiditra dikany hafa
(Btm) p. mt,: Halina, tamin'ny alina tao. Akory lahaly: teny fiarahaban'ny Betsimisaraka, izay azo adika hoe: Nanao akory, nanao ahoana halina7 Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1264