Dikan'ny teny : kovilavilaina
Hampiditra dikany hafa
(kovilaoila) mt. ih. (kovilauilao): Atao vilana be ihany: Nokouilauilain'ny mpandrafitra ny uarauarankeliko, 1 Aforiporitra, fozafozaina: Aza kouilauilainao toy izao it? akanjoko, ry Ketaka a!
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha