Dikan'ny teny : kotsetsa
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Basivava, mpitsaontsaom-bava, be taria sy mipentsompentsona mandrakariva tsy misy handatsahan' ny sasany. - t.i.f.: Akotsetsa / mikotsetsa, fikotsetsa, mpikotsetsa 1 ikotsetsana, fikotsetsana 1 mahakotsetsa I kotsetsatsetsa. 1 M. h.: Mpitaria, mpivatsavatsa, mpitafa, maro vava, be karajia, tsaontsaom-bava, be kamentsona, mpikamentsona, mpipentsompentsona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha