Dikan'ny teny : kotsaba

Hampiditra dikany hafa
a.: Feo re rehefa mamindra ao anaty rano marivo na hotsaka ny tongotra ka heno mitsapatsapaka isaky ny mandroso. - t.i.f.: Kotsabaina, akotsaba, voakotsaba, tafakotsaba I mikotsaba, fikotsaba, mpikotsaba / ikotsabana, fikotsabana I mahakotsaba 1 kotsabatsaba. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1052