Dikan'ny teny : kotranina
Hampiditra dikany hafa
mt ih. (kotrano): Ampifampipohina, ampifampikatrohina: Aza kotranina ny uilia sao uaky. / Helingelenina, kotabaina: Kotranin' ny mpamosavy isan'alina, hono, izy. / Kotranin'ny fakampanahy lava izao izy. 1 Asiana ka ahontsankontsana: Kotranina fasika ny tauoahangy hanadiouana azy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha