Dikan'ny teny : kotrana
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Feo avy amin'ny zavatra maro eo am-pihetsehana. / Korontana, ady, fifandirana, tsy fifanarahana. i t.ff.: Kotranina, akotrana, voakotrana, tafakotrana l ma-n akotran a, fanakotrana, mpanakotrana 1 anakotranana, fanakotranana I mikotrana, fikotrana, mpikotrana 1 ikotranana, fikotranana 1 mahakotrana / kotrankotrana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
(Btm) a.: Volotsanga na maina vakina ahantona eny an-tanimbary ka hetsiketsehina mba hampatahotra sy hanaitra ny fody na ny lambo.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha