Dikan'ny teny : kosika

Hampiditra dikany hafa
a: Fikikisana; famaohan-javatra mafy mba hialan' ny loto; kosoka. - t.i.f.: Kosehina, voakosika 1 mikosika, fikosika, mpikosika / ikosehana, fikosehana I mahakosika 1 kosikosika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0069