Dikan'ny teny : koro
Hampiditra dikany hafa
1.
p. t: Noborina sofina (na ny sofina anila na izy roa mihitsy). - t.i.f : Koroina na koroana, voakoro I manakoro, fanakoro, mpanakoro I anakoroana, fanakoroana | mahakoro.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Korokoro a: Fisavorotahan-javatra, fikoavana na fahasimbana; fianjerana na firodanana ka levona ny hasoany. - t.i.f.: Akoro, voakoro, tafakoro I manakoro na manakorokoro, fanakoro, mpanakoro 1 anakoroana, fanakoroana / mikoro, fikoro, mpikoro i ikoroana, fikoroana 1 mahakoro,
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha