Dikan'ny teny : korisaina
Hampiditra dikany hafa
(korisa) mt. pdr. (korisao): Sosana, andefasana zavatra hipoka aminy: Nokorosainy hazo izy hamikirany. • Kosehina, dilorina: Korisaina taim-bankona ny fana-ka
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha