Dikan'ny teny : korâna

Hampiditra dikany hafa
a: Resaka falifaly ataon'ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro. ~ h. i.: Fiaraha-lnifaly, fiarahamilalao: Ny any aminay dia feno korana lalandaua - t.i.f.: Koranina, akorana, tafakorana 1 mikorana, mpikorana 1 ikoranana, fikoranana 1 mahakorana I korandrana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0082