Dikan'ny teny : konseritra

Hampiditra dikany hafa
(fr. concert) a.: Hiran-javamaneno isan-karazany atao indray miaraka; indraindray koa anefa tantara an-dampihazo ataon'ny flangonana protestanta. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068