Dikan'ny teny : kononkonona

Hampiditra dikany hafa
a: Fanafinafenan-javatra any anaty akanjo tsy aseho ny betsaka, na entina ka tsy atao miharihary ny fitondrana azy fa takontakonana. 1 t.if.: Kononkononina, voakono nkonon a 1 manononkonona, fanononkonona, mpanononkononalanononkononana, fanononkononana ( mikononkonona,fikononkonona mpikononkonona 1 ikononkononana, fikononkononana 1 mahakononkonona. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0218