Dikan'ny teny : konetaka
Hampiditra dikany hafa
a: Fitaraindrainandava fa te hokarakaraina bebe kokoa, hantahanta: Zaza be konetaka koa ity zanakao it?. 1 t.if.: Akonetaka, tafakonetaka 1 mikonetaka, fikonetaka, mpikonetaka 1 ikonetahana, fikonetahana 1 mahakonetaka 1 konetanetaka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha