Dikan'ny teny : konantitra
Hampiditra dikany hafa
na Rakonantitra a.: Rangahibe na Rafotsibe efa antitra. - t.i.f.: Mikonantitra, fikonantitra, mpikonantitra 1 t konanterana, fikonanterana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha