Dikan'ny teny : komonisma
Hampiditra dikany hafa
(fr. communisme) a: Fitantanan-karena mifototra amin'ny sosialisma, saingy manan-tombo aminy noho ireto zavatra telo loha ireto: fanafoanana ny fananan-javatra an'ny tena samy irery, fandravonana ny harena amam-pananan'ny olona rehetra, ary fandavana ny fisian'Andriamanitra sy fitsipahana ny fivavahana, izay lazaina ho zava-mahadoroka ny olona tsy iheverany ny mahasoa azy et? an-tany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha