Dikan'ny teny : kojy
Hampiditra dikany hafa
a: Zavatra na teny fampanantenana entina manolikoly ny sasany na hitarihana azy hanao ratsy. i tif: Kojena, akojy, voakojy, kinojy / manakojy, fanakojY, mpanakojy / anakojena, fanakojena / mahakojy / kojikojy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha