Dikan'ny teny : kizakizaina
Hampiditra dikany hafa
(kizakiza) mtih. (kizakizao): Atao tsinontsinona, ivaivaina, vingavingaina: Aza kizakizaina toy izany aho fa olona mba mana-na ny hajako.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha