Dikan'ny teny : kivazivazy
Hampiditra dikany hafa
a: Teny atao mba hampihomehy, teny atao ne-fa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany. 1 t.if.: Manakivazivazy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha