Dikan'ny teny : kitroina

Hampiditra dikany hafa
1. (kitro) mt. ih. (kitroy): Apetraka eo amin'ny tampina anankiroa tsy mifanitsy (vatom-panorona). Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (kitro) p.t: Misy kitro: Kitroina ny tanan'i Dada. * F.-p.: Kitro vy: ny vy asarona ny kitron-tsoavaly na kitron'omby. / Mafy kitro: donto tsy miraika na amin' inona na amin'inona. / Miady kitro na mifanitsa-kitro: ilazana olona tafavory be dia be, tsy tambo isaina. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0652