Dikan'ny teny : kitoto
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Vidy, lanja, filaminana, antony: Tsy misy kitoton y.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
Kitôto (Tsm) a: Voronkely tsara feo mitovitovy amin'ny domohina saingy kelikely kokoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha