Dikan'ny teny : kitakita

Hampiditra dikany hafa
Kitakitaka a.: Famozafozan-javatra; famelivelezana, fandevilevena olona, fanifakifahana misy tenimpahasosorana sy fahatezerana (marihina fa ilay voalohany no matetika ampiasaina): Leon'ny kitakitan'ny mpampiasa izy ka niala - t.i.f•: Kitakitaina, kitakitahina, akitakita, akitakitaka, voaltitakitaka, kinitakita /manitakita, fanitakfta, mpanitakita / manitakitaka,fanitakitaka, mpanitakitaka 1 manakitakita, fanakitakita, mpanakitakita / manakitakitaka, fanakitakitaka, mpanakitakitaka / anitakitana, fanitakitana / anitaldtahana, fanitakitahana / anakitakitana, fanakitakitana / anakita kitahana, fanakitakitahana / mikitakita, fikitakita, mpikitakita / ikitaldtana, fikitakitana 1 mikitakitaka, fikitakitaka, mpikitakitaka / ikitakitahana, fikitakitahana. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0068