Dikan'ny teny : kitôto

Hampiditra dikany hafa
1. Kitoto a: Vidy, lanja, filaminana, antony: Tsy misy kitoton y. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2. (Tsm) a: Voronkely tsara feo mitovitovy amin'ny domohina saingy kelikely kokoa. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1558