Dikan'ny teny : kirana
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin'ny zavatra hita tsy nampoizina: Kiranalsambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha