Dikan'ny teny : kiore
Hampiditra dikany hafa
(fr. curé) a.: Pretra mitondra paroasy na zana-piangonana maromaro; ny lefiny dia antsoina hoe vikera (Fiv. kat.).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha