Dikan'ny teny : kilio

Hampiditra dikany hafa
Kiliolio p.t.: Fatsora, tsy mahatoky, tsy marin-toetra: "Manarakaraka io — Ilay zoky sady andry — tsy tia kiliolio — mpitarika ny zandry" (J. Narivony). - t.i.f,: Akiliolio 1 miklliolio, fikiliolio, mpikiliolio 1 ikilioliovana, fikilioliovana 1 mahakiliolio. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0786