Dikan'ny teny : kila
Hampiditra dikany hafa
1.
p.t.: May, voadoro: Kilo ny trano dimy tao an-tanĂ na, ? Voatono: Nodoran' ny olona ny bozaka tany antanety ka kilo ireo ualalauao nandry teny. - t.i.f.: Kilaina, voakila, kinila 1 manakila, fanakila, mpanakila I anakilana, fanakilana / mahakila, kilakila.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a.: Valala may eny an-tanety ka angonina hamahanana vorona na kisoa.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha