Dikan'ny teny : ketrika

Hampiditra dikany hafa
a: Feo heno mikotrakotraka amin'ny fitanehana ny nahandro; fahandroana sakafo. - t.i.f: Ketrehina, voaketrika, kinetrika I miketrika, fiketrika, mpiketrika ) iketrehana, fiketrehana 1 mahaketrika 1 ketriketrika / miketriketrika / manetriketrika. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0561