Dikan'ny teny : ketoka
Hampiditra dikany hafa
1.
a: Karazan-kazo mafy be tsiratsirany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
2.
a: Kaikitra mafy, fanerena amin'ny nify na tandra, fandramatra / Zava-mahazo noho ny fanaintainana. 6 t.i.f.: Ketohina, aketoka, voaketoka, kfnetoka / mana toka, fanetoka, mpanetoka I anetohana, fanetohana / miketoka / mahaketoka I ketoketoka.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha