Dikan'ny teny : kejokejoina
Hampiditra dikany hafa
(kejokejo) mt. ih. (kejokejoy): Kolikolena, ngolingolena: Nokejokejoin'ny naman-dratsy izy ka niala tamin'ny raharahany.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha