Dikan'ny teny : kavia
Hampiditra dikany hafa
p.t.: Fatra-pampiasa ny tanany havia raha mandray na miasa (mifanohitra: Kavanana). 6 Kaviavia 1 mikaviavia, fikaviavia, mpikaviavia 1 ikaviavianana, fikaviavianana.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha