Dikan'ny teny : katsakatsa
Hampiditra dikany hafa
a.: Korintsana vita amin'ny kapoaka na zavatra hafa mitovitovy aminy nasiana vato kely na voa madinika (any amin'ny faritanin'i Toliary no mampiasa azy).
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha