Dikan'ny teny : katona
Hampiditra dikany hafa
a: Firindrinana, fanakombonana. 1 t.i. f.: Akatona, voakatona,tafakatona 1 manakatona, fanakatona, mpanakatona / anakatonana, fanakatonana / mikatona, fikatona, mpikatona I ikatonana, fikatonana 1 mahakatona / katonkatona.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha