Dikan'ny teny : kasy
Hampiditra dikany hafa
sy Kasikasy p. t.: Tiatia haingo, jejojejo, mpihambohambo: Kasikasy io zanakao lahiaiuo io. - t.i.f.: Akasy, akasikasy 1 mikasikasy, fikasikasy, mpikasikasy / ikasikasiana, fikasikasiana 1 mahakasy, mahakasikasy.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha