Dikan'ny teny : kasoa
Hampiditra dikany hafa
a: Karazan'aretina mampirediredy ary mahadaladala, heverin'ny olona ho fahavoazan'ny saina noho ny aretim-pitiavana: Voan'ny kasoa, mararin'ny kasoa Ikala anona io.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha