Dikan'ny teny : kasihina

Hampiditra dikany hafa
(kasika) mt.ih. (kasiho): Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana. • Tenenina kely: Nokasihiny teny kely ny amin' ny fifidianana Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077