Dikan'ny teny : karetoka

Hampiditra dikany hafa
a: Ketoka, kaikitra na fanerena zavatra amin'ny nify ka aharenesana feo mitsako amin'ny fanekerana ilay zavatra. - t.i.f.: Karetohina, akaretoka, voakaretoka, tafakaretoka 1 mikaretoka, fikaretoka, mpikaretoka 1 ikaretohana, fikaxetohana / mahakaretoka 1 karetodretoka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0543