Dikan'ny teny : karapoka

Hampiditra dikany hafa
a: Fianjerana na fahalavoana tampoka amin'ny tany. - t.i.f. : Mikarapoka, miankarapoka, fikarapoka, fiankarapoka, mpikarapoka, mpiankarapoka / ikarapohana, fikarapohan / mahakarapoka / karapodrapoka. Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)

Hametraka hevitra

Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0076