Dikan'ny teny : karajia
Hampiditra dikany hafa
a: Resaka mampifalifaly amin'ny fampiadiana ankamantatra, hevitra, hatsikana. - F.-p.: Mampiady karajia: mifaninana amin'ny ady resaka misy fandripandrika mba hampisehoana hakingana na hampihomehezana. ΒΆ M.h.: Resaka, tafa, dinika, dinidinika ambany tafontrano, tapatapakahitra.
Ahitsio
(09/08/2011 00:40 - Nampidirin'i admin)
Hametraka hevitra
Midira aloha